Tetiandro ho amin’ny fifidianana Filohan’ny Repoblika

Nanomboka ny Alarobia 23 Aogositra 2023 hatramin’ny Alarobia 06 Septambra 2023 ho avy izao ny fe-potoana fametrahana ny antontan-taratasy firotsahan-kofidiana ho Filohan’ny Repoblika eny amin’ny Mpirakidraharahan’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenanana (HCC) – Ambohidahy. Toy izao manaraka izao ary ny tetiandro amin’ny fihodinana voalohany sy ny fihodinana faharoa.