9 avril 2016

Mot du President

CENI Madagascar > Mot du President

Chers compatriotes,

Chers citoyens électeurs,

Aux partenaires techniques et financiers des élections,

A toutes les parties prenantes,

A vous tous qui visitez ce site web de la CENI.

 

Je vous souhaite à la bienvenue à cette vitrine du processus électoral malgache. Je suis convaincu que, comme nous, vous aspirez à un processus démocratique fiable qui aboutira à des élections apaisées, libres, transparentes et dont les résultats seront bénéfiques pour Madagascar.

La Commission Electorale Nationale Indépendante s’est donné comme  objectif principal d’asseoir des Institutions stables qui reflèteront les choix du peuple malgache et qui feront la fierté de chaque citoyen électeur. Elle reste convaincue que la collaboration effective avec les parties prenantes et la participation active de tout citoyen sont des atouts majeurs pour y arriver. Elle entend capitaliser les acquis démocratiques depuis sa création et se conformera aux textes électoraux en vigueur dans l’exercice de sa fonction.

Les membres du Bureau Permanent, tous les collègues au sein de la CENI et de ses démembrements territoriaux mettront tout en œuvre pour un processus électoral inclusif, qui réunira tous les acteurs pour arriver à un apaisement total à Madagascar.

————————-

Mitohy ny asa fampandrosoana ny firenena eo amin’ny lafiny fikarakarana ny fifidianana ka ny fifanakalozan-kevitra sy ny fiaraha-mitantana no filamatra mibaiko ny Mpikambana eo am- panatanterahana izany andraikitra lehibe izany. Araka ny fianianana izay natao dia ny hanatanteraka antsakany sy andavany ary ampahamendrehana ny adidy izay ho sahanina araka ny voalazan’ny lalam-panorenana, ny didy aman-dalàna samihafa ka tsy hitanila.

Hisokatra amin’ny fiarahamiasa matotra, eo amin’ireo mpiara-miombonantoka ny Vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana ary hifampiresaka sy hifampidinika amin’ireo mpisehatra rehetra mahakasika izany mba  hahatratrarana ny tanjona dia ny fifidianana mangaraharaha sy manara-dalàna ary manaja ny fitsipika rehetra.

Tarigetra apetraky ny CENI mandritra ny enina taona manaraka ny fanatanterahana ny  fifidianana mirindra, milamina, manaraka ny lalàna mba hitondrana fitoniana eto amin’ny tany sy ny fanjakana ary indrindra anatin’ny sehatra matianina tanteraka.

DAMA Andrianarisedo Retaf Arsène
Président de la CENI / Filohan’ny CENI

INFOS

Fandaharana OLOM-PIRENENA AHO, vokarin’ny CENI, arahinao ao amin’ny TVM sy RNM isaky ny talata sy alakamisy alina aorian’ny vaovao amin’ny teny Malagasy. Famerenana ny Alarobia sy Zoma amin’ny 8 ora sy sasany maraina.

 

© 2022 CENI Madagascar