FIJERENA NY VALI-PIFIDIANANA SOLOMBAVAM-BAHOAKA 29 MAY 2024 VONJIMAIKA
DELIBERATION N°056/CENI/D/2024: LISTE OFFICIELLE DES CANDIDATURES POUR LES ELECTIONS LEGISLATIVES 2024
LISTE ET EMPLACEMENT DES BUREUAX DE VOTE POUR LES ELECTIONS LEGISLATIVES DU 29 MAI 2024
FIJERENA NY ANARANA AO ANATIN'NY LISI-PIFIDIANANA SOLOMBAVAM-BAHOAKA 29 MAY 2024

Arrêtage provisoire de la liste des électeurs

Nofaranana vonjimaika anio 11 Aprily 2023 teny anivon’ny vaomiera misahana ny fifidianana isaky ny Distrika (CED) manerana ny Nosy ny lisitry ny ho mpifidy, araky ny tetiandro izay napetraky ny Vaomieram-pirenena Mahaleotena Misahana ny Fifidianana (CENI). Entanina hatrany ireo olompirenena hanamarina ny fisoratana anarana ao amin’ny lisitry ny mpifidy eny anivon’ny Fokontany, na hisoratra anarana ao anaty lisitra raha mbola tsy nahatontosa izany. Hatramin’ny faha 31 Mey 2023 ny fahafahana misoratra anarana eny anivon’ny Fokontany.