Karatry ny mpifidy ho amin’ny fifidianana Filohan’ny Repoblika 2023.

Efa tonga eny anivon’ny Fokontany ny karatry ny mpifidy ary efa nanomboka ny fizarana izany. Azonao raisina eny amin’ny Biraom-pokontany ihany koa. » J-50