DELIBERATION N°056/CENI/D/2024: LISTE OFFICIELLE DES CANDIDATURES POUR LES ELECTIONS LEGISLATIVES 2024
LISTE ET EMPLACEMENT DES BUREUAX DE VOTE POUR LES ELECTIONS LEGISLATIVES DU 29 MAI 2024
FIJERENA NY ANARANA AO ANATIN'NY LISI-PIFIDIANANA SOLOMBAVAM-BAHOAKA 29 MAY 2024

Fanomanana fifidianana Solombavambahoaka: Fampiofanana ireo mpiofana

Tanterahina anio sy rahampitso ety amin’ny CENI Alarobia ny fampiofanana ireo hampiofana ny mpikambana ao amin’ny biraom-pifidianana sy ireo mpikambana ao amin’ny Sampana Mpanisa Vato (SRMV).

Hiparitaka manerana ny Faritra 120 eto Madagasikara izy ireo aorian’izao, hanofana indray ireo mpiandraikitra any an-toerana.