Fanendrena ny mpiadidy fifidianana na Agent électoral (AE) sy ny mpikambana ao amin’ny voamiera ifotony misahana ny fanisana ny mpifidy na « Commission Locale de Recensement des Electeurs » (CLRE) ary ireo mpanisa ny mpifidy na Agent recenseur (AR)

TSIAHY:
– Andininy faha -14 amin’ny Lalàna fehizoro Lf 2018-008 tamin’ny 11 mey 2018 mikasika ny
fitondrana ankapobeny ny fifidianana sy ny fitsapankevi-bahoaka
– Andininy faha-104 amin’ny Lalàna Lf 2015-020 tamin’ny 19 oktobra 2015 mikasika ny rafipirenena mahaleo tena miandraikitra ny fandaminana sy ny fitantanana ny raharahampifidianana antsoina hoe « Vaomieram-pirenana mahaleo tena misahana ny fifidianana ».
– Andininy faha-6 sy faha-10 amin’ny Didim-panjakana laharana faha-2022-667 tamin’ny
11 mey 2022 mikasika ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy sy ny rejisipifidianana eto amin’ny firenena