• - TATITRY Ny atrikasa savaranonando mialohan’ny fikaondahampirenena hanavaozana ny fitantanana ny fifidianana ny 28,29,30 mai 2026
    (RAPPORT De l’atelier multi-acteurs d’échange préparatoire du dialogue national sur les reformes éléctorales a Madagascar)
  • - SEHATRA IFAMPIDINIHANA MAHARITRA TETO ANTANANARIVO (CADRE DE CONCERTAION PERMANENT ANTANANARIVO) NY 6 JOLAY 2026

  • actualites, Articles

    Manohy ny asa Fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy sy ny rejisi-pifidianana nasionaly ny CENI

    Ho fanatrarana ny vina napetrany : « Fifidianana tsara omana, andraisan’ny mpiantsehatra rehetra anjara, antoky ny fitoniana sy ny filaminana », dia nanatanteraka atrikasa isaky ny renivohi-paritany ho fampahafantarana ny drafitrasa mandritra ny…Lire la suiteManohy ny asa Fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy sy ny rejisi-pifidianana nasionaly ny CENI