Mois : décembre 2021
Visite de courtoisie du Représentant de l’OIF pour l’Océan Indien, SEM Léonard Emile Ognimba
Lundi 13 décembre Le Président de la CENI DAMA Andrianarisedo Retaf Arsène a reçu le Représentant de l’Organisation Internationale de la Francophonie pour l’Océan Indien, SEM Léonard Emile Ognimba.
01 desambra 2021 : Fianianan’ireo mpikambana vaovao eto anivon’ny CENI
Nianiana teny amin’ny Fitsarana Tampony androany alarobia 1 desambra 2021 ireo mpikambana sivy (9) vaovao handrafitra ny CENI ato anatin’ny 6 taona manaraka. Lanonana ara-pitsarana izay natrehin’ny Filohan’ny Repoblika Andry Nirina RAJOELINA sy ny Minisitry ny Fitsarana sady mpitahiry ny fitombokasem-panjakana IMBIKY Herilaza, ary ireo olo-manankaja samihafa. Hiasa avy hatrany izy ireo manomboka anio ary En savoir plus sur01 desambra 2021 : Fianianan’ireo mpikambana vaovao eto anivon’ny CENI[…]