J-1 RALE 2017 Miara-miasa amin’ireo Jeunes Pairs Educateurs ny CENI, manentana ifotony ny olompirenena feno taona hifidy hisoratra anarana ao amin’ny lisi-pifidianana. Tao amin’ny Fokontany Mahavoky Avaratra sy Ambondrona teto…Lire la suiteFanentanana ifotony momba ny fisoratana anarana ao amin’ny lisi-pifidianana