• - FANGATAHANA FISORATANA ANARANA AN'HABAKA (DEMANDE D'INSCRIPTION EN LIGNE)

  • - Hoan'ny finday (Version mobile )Télécharger

    Fanentanana ifotony momba ny fisoratana anarana ao amin’ny lisi-pifidianana

    J-1 RALE 2017

    Miara-miasa amin’ireo Jeunes Pairs Educateurs ny CENI, manentana ifotony ny olompirenena feno taona hifidy hisoratra anarana ao amin’ny lisi-pifidianana. Tao amin’ny Fokontany Mahavoky Avaratra sy Ambondrona teto Mahajanga no nanatanterahana izany anio maraina ary mbola hitohy hatramin’ny tolakandro.

    NY HAFATRA : Izay misoratra anarana ao amin’ny lisi-pifidianana ihany no afaka mandatsa-bato sy maneho ny safidiny amin’ny andron’ny fifidianana.

    Misokatra rahampitso 1 desambra izany fahafahana misoratra anarana ao amin’ny lisi-pifidianana izany manerana ireo fokontany eto Madagasikara.