• RESULTATS PROVISOIRES DES ELECTIONS COMMUNALES ET MUNICIPALES du 11 Décembre 2024
  • FIJERENA NY ANARANA AO ANATIN'NY LISI-PIFIDIANANA BEN'NY TANANA NY 11 DESAMBRA 2024

  • olompirenena

    25401105_1368631123266321_673670521_o“OLOM-PIRENENA AHO”

                            Zo sy andraikitry ny olom-pirenena feno 18 taona no  mihoatra rehetra  ny raharaham-pifidianana.

    Noho izany dia zava-dehibe ny fandraisana anjara feno amin’ izany tontolon’ny  fifidianana izany ary tena misy fiantraikany amin’ny raharaham-pirenena ny safidy sy ny latsa-bato izay ataon’ny tsirairay.

    Ny lalanafehizoro LF 2018-008 tamin’ny11 may 2018 mikasika ny fitondranaankapobeny ny fifidianana sy ny fitsapankevi-bahoaka,hitaaoamin’nytokovoalohanyandininyfahatelo dia manamafy   fa: “Mpifidyavokoarehefamety ho olom-pirenena malagasy, tsy anavahanana lahy na vavy,feno valo ambin’ny folo taona katroka amin’ny vaninandro anaovana ny latsa-bato”.

     

    Olom-pirenena toa anao aho! Koa manomboka izao! raisiko ny adidiko @ maha olom-pirenena ahy! Ary ianao?