Fandaharana « olompirenena aho ».

Ny fandaharana Olompirenena aho dia fandaharana vokarin’ny CENI, natao hitafana amin’ny olompirena sy entina hanabeazana amin’ny fifidianana. Arahinao ao amin’ny TVM sy RNM isaky ny Talata sy ny Alakamisy aorian’ny fampahalalam-baovao amin’ny fiteny Malagasy.Ireto manaraka ireto ny rohy hahafahana manjohy izany fandaharana izany.

: Olompirenena mpiantsehatra voalohany amin’ny fifidianana, mizotra mankany amin’ny fifidianana eken’ny rehetra.

Lisitra tsara rafitra, antoky ny fahombiazan’ny fifidianana.

: Ny fanehoana ny fitiavan-tanindrazana amin’ny latsa-bato.

: Ny olompirenena manana fahasembanana sy ny raharaham-pifidianana.