Ho fanajàna ny didy aman-dalàna manan-kery, ny fangaraharahana amin’ny fitantanana ny zotram-pifidianana ary ny tsy fitanilàna, niroso tamin’ny fisarihana ny laharan’ny kandidà handrafetana ny biletà tokana, ny takelaka fametahana afisy…Lire la suiteFisarihana laharan’ny Kandidà ho Filohan’ny Repoblika 2023