• - FANGATAHANA FISORATANA ANARANA AN'HABAKA (DEMANDE D'INSCRIPTION EN LIGNE)

  • - Hoan'ny finday (Version mobile )Télécharger

    Cadre de concertation acev les OSC sur l’arrêtage provisoire

    Sehatra ifampidinihana niarahana tamin’ireo Fiarahamonim-pirenena tamin’ity volana ity, androany 23 febroary teny amin’ny biraon’ny CENI Nanisana.

    Lahadinika fototra tamin’izany ny famaranana vonjimaika ny lisitry ny mpifidy sy ny fisokafan’ny fe-potoana fanaovana fanamarihana, fitarainana ary fanitsiana izany.