• - FIJERENA NY ANARANA AO ANATIN'NY LISITRA NOFARANANA TANTERAKA NY 15 MAI 2025 - R.A.L.E 2025
    (CONSULTATION INDIVIDUELLE D'INSCRIPTION SUR LA LISTE D'ELECTEUR POUR LA RALE 2024-2025)

  • Cadre de concertation acev les OSC sur l’arrêtage provisoire

    Sehatra ifampidinihana niarahana tamin’ireo Fiarahamonim-pirenena tamin’ity volana ity, androany 23 febroary teny amin’ny biraon’ny CENI Nanisana.

    Lahadinika fototra tamin’izany ny famaranana vonjimaika ny lisitry ny mpifidy sy ny fisokafan’ny fe-potoana fanaovana fanamarihana, fitarainana ary fanitsiana izany.