Remise de matériels au MID par le PNUD

Androany 10 novambra 2017 tetsy Anosy: nanolotra fitaovana maro (fakan-tsary, solosaina, « imprimantes », sns..) hanatanterahin’ny Ministeran’ny Atitany hetsika hanomezana didim-pitsarana misolo sora-pahaterahana (opération jugement supplétif de naissance) sy kara-panondrom-pirenena ireo olona efa feno taona kanefa mbola tsy manana izany ny PNUD.

Amin’ity volana Novambra ity no hanombohana izany amin’ny alalan’ny fitsarana mitety vohitra (audiences forraines) any amin’ny distrika 119 manerana ny Nosy.

Ny andraikitra raisin’ny CENI amin’izany dia ny fanangonana ny lisitr’ireo olona vao hahazo kara-panondro ireo ka hampidirana azy ireo ao anaty lisi-pifidianana mandritra ny fotoam-panavaozana ny lisi-pifidianana izay hanomboka ny 1 desambra 2017

Actualites recentes

  • Nahazo anjara fiofanana ireo rantsamangaika eny anivon’ny faritra

    -----------------

    17-11-2017


    Lire la suite
  • Formation des PCER et SPR (supervision et coordination de la RALE)

    -----------------

    15-11-2017


    Lire la suite
  • Convention de partenariat entre la CENI et le Ministère de la Jeunesse

    -----------------

    14-11-2017


    Lire la suite
  • Remise de matériels au MID par le PNUD

    -----------------

    11 novembre 2017


    Lire la suite
  • Basket Found SACEM : 300 000 Euros de plus versés par la France

    -----------------

    08-11-17


    Lire la suite

infos

Fandaharana OLOM-PIRENENA AHO, vokarin’ny CENI, arahinao ao amin’ny TVM sy RNM isaky ny talata sy alakamisy alina aorian’ny vaovao amin’ny teny Malagasy. Famerenana ny Alarobia sy Zoma amin’ny 8 ora sy sasany maraina.