Fandaharana « Olom-pirenena aho »

Ny fandaharana Olompirenena aho dia fandaharana vokarin’ny CENI, natao hitafana amin’ny olompirena sy entina hanabeazana amin’ny fifidianana. Arahinao ao amin’ny TVM sy RNM isaky ny Talata sy ny Alakamisy aorian’ny fampahalalam-baovao amin’ny fiteny Malagasy