01 desambra 2021 : Fianianan’ireo mpikambana vaovao eto anivon’ny CENI

Nianiana teny amin’ny Fitsarana Tampony androany alarobia 1 desambra 2021 ireo mpikambana sivy (9) vaovao  handrafitra ny CENI ato anatin’ny 6 taona manaraka. Lanonana ara-pitsarana izay natrehin’ny Filohan’ny Repoblika Andry Nirina RAJOELINA sy ny Minisitry ny Fitsarana sady mpitahiry ny fitombokasem-panjakana IMBIKY Herilaza, ary ireo olo-manankaja samihafa. Hiasa avy hatrany izy ireo manomboka anio ary En savoir plus sur01 desambra 2021 : Fianianan’ireo mpikambana vaovao eto anivon’ny CENI[…]

© 2022 CENI Madagascar