Fanentanana sy ny fanabeazana ara-pifidianana

Mitohy hatrany ny hetsika “Zahavato” izay karakarain’ireo fiarahamonim-pirenena ao amin’ny ONG “Tolo-tsoa” sy ny “Miel” ao anatin’ny Fanavaozana isan-taona ny lisi-pifidianana 2017-2018. Ny anjery manontolo ary ireo toeram-panovohizam-pahalalana eto Iarivo sy eny anivon’ny faritra no anatontosan’izy ireo izany. Miompana amin’ny fanentanana sy fanabeazana ara-pifidianana no anton’ity hetsika ity izay entina handresan-dahatra ireo tanora Malagasy amin’ny fisoratana En savoir plus surFanentanana sy ny fanabeazana ara-pifidianana[…]

© 2019 CENI Madagascar