Nihaona mivantana tamin’ireo rantsamangaikan’ny CENI eny ifotony ny filohan’ny CENI androany alakamisy 11 janoary 2018 teny amin’ny ENAM Androhibe. Ireo sefom-pokontany 192 eto Boriborin-tany enina (6) Antananarivo Renivohitra no tena…Lire la suiteRéunion de travail entre la CENI et les Chef Fokontany.